Thursday, May 29, 2014

Avy eo izy niantso ireo mpiara-mianatra aminy:


Malagasy 简体中文 繁體中文 Português Français English Español Deutsch русский ব ল polski 日本語 Italiano Swahili Magyar 한국어 Ελληνικά عربي ce thales srpski Nederlands македонски Svenska Català Aymara Dansk Shqip فارسی Български Türkçe မန မ čeština Esperanto አማርኛ bahasa Indonesia ce thales اردو ह न द ភ ស ខ ម រ עברית Filipino ස හල Română ce thales
Ady & Fifandirana Antsafa Dika Fahalalahàna miteny Fahasalamàna Famakiamboky Fampandrosoana Fanabeazana Fanadihadiana Tranga Fanaraha-maso Fanatanjahantena Fanentanana Fanoherana Fiainana Manokana Fifandraisana iraisam-pirenena Fifidianana Fifindrà-monina ce thales Fisamborana sy faneriterena Fitantanam-pitondrana Fitaovana Fiteny Fitsipika Fivavahana Fizakàna ara-tsaina Foko sy Fiaviana Hafanam-po Hafanàm-po an-tserasera Haisoratra Hehy Hevitra Hiper-barrio Lahavolana Lalàna Lanonana Media sy Fanoratan-gazety Mediam-bahoaka Mozika Mpitsoa-ponenana OLPC Orogoay Politika Sakafo Sarimihetsika Saripika Sendikà Siansa Solovava Tanora Tantara Tari-dàlana Teknolojia Teknolojia-aterineto Teratany Tetikasa Toekarena sy Fandraharahàna Tontolo_iainana Torolalana Tsidika ce thales Tsy fitononana anarana Vaovao Vaovao Mafana Vaovao Tsara Vehivavy sy Miralenta Voina Vonjy Voina Zavakanto & Kolontsaina Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) Zon'olombelona media nomad green
Afisy iray sora-tànana nataonà mpianatra iray eny amin'ny anjerimanontolo nanambara ny fahasahiranan-tsain'ireo mpianatra manoloana ny tsy rariny ce thales ara-tsosialy sy ny toe-draharaha politika ankehitriny no nivezivezy be, na izany tao  anaty serasera na teny ivelany, tao Korea Atsimo. Natosiky ny aingam-panahy avy amin'ilay afisy nantsoina hoe “Tsy salama isika”, izay mitanisa olana ara-tsosialy isankarazany toy ny antony mahatonga “antsika tsy ho salama”, nanomboka nanoratra ny afisiny manokana ce thales ireo Koreana tanora ary nandrakotra tamin'ny hafatr'izy ireo ny fàfana fametahana filazana tao amin'ny toeram-ponenan'ny mpianatra.
Tamin'ny ce thales herinandro lasa teo, Ju Hyun-woo, ce thales mpianatra iray ao amin'ny Anjerimanontolon'i Korea, dia nanoratra ity hafatra ce thales eto ambany ity natao tanaty taratasy roa lehibe ary nametaka izany tamin'ny fàfana fametahana filazana tao amin'ny sekoliny. Mitanisa ireo olana ara-tsosialy nandrehitra ireo hetsi-panoherana ny hafatr'i Ju, tafiditra amin'izany ny  tantara ratsin'ny fanodinkodinana ny fifidianana filoham-pirenena ; fandroahana faobe ireo mpiasan'ny lalamby ; ny tolon'ny zokiolona mponinan'ilay tanàna kely ao Milryang manohitra ny fanorenana andry lehibe iray hitaterana herinaratra avo dia avo; ny kolikoly ataon'ireo vondron'orinasa matanjaka; ary ny tsenan'asa tsy azo antoka mila fandraisana fepetra haingana.
Avy eo izy niantso ireo mpiara-mianatra aminy:  Te mba hanontany anareo fotsiny aho, Ao tsara ve ianareo? ce thales Metimety ve ianareo amin'ny fodiana tsy mahita ce thales ireny olana ireny satria tsy olanareo izy ireny? Mba te-hanontany fotsiny aho raha toa ianareo mahatsiaro ho ao tsara amin'ny fiafenana ao ambadiky ny hoe leo politika ce thales mba hanamarinanareo ny tenanareo. Ary raha tsy ‘ao tsara’ àry ianareo taorian'ny nahitàna ireny olana rehetra ireny, dia lazao ny fomba fijerinareo – na inona izany na inona”
Nanainga ny fanahin'ireo Koreana maro mba hanao toy izany koa ilay afisy lehibe sora-tànan'i Ju manazava ny fiasàny loha amin'ireo olana ara-tsosialy isankarazany. Sary nakàrina tao amin'ny pejy Facebook ‘Tsy ce thales afaka ny ho ao tsara'. Fampiasàna nahazoana alàlana
Taorian'ny fanehoan-kevitra nipoapoaka mikasika ilay afisy tao amin'ny toeram-ponenan'ny mpianatra, niparitaka toy ny vanja mipoaka [ko] tany amin'ireo anjerimanontolo manerana ce thales ny firenena ilay izy. Mihoatra ny 20 ireo anjerimanontolo lehibe tao anatiny sy ivelan'i ce thales Seoul no nanatevina laharana hatreto, isan'ireny ny Anjerimanontolom-pirenena ao Seoul, ce thales Yonsei, Hanyang, Ewha, KAIST, ny Anjerimanontolo Pusan, sy ny maro hafa. Hatraminà mpianatra iray ao amin'ny Anjerimanontolon'ì California ao Berkley any Etazonia aza, sy ny sasany ce thales amin'ireo mpianatra amin'ny ambaratonga ambony no nanaraka ny diany (jereo ny sary etsy ambany)
Pejy Facebook iray mitondra anarana hoe “ Tsy afaka ny ho ao tsara ” [ko] no napetraka mba hizaràna ireo saripika mirarak'ompana. Tanaty herinandro iray dia nahazo mpitia 262.000 izy io, ary ny Afisin'i Ju , izay nanainga ilay hetsika dia nahazo mpitia maherin'ny 2.000 sy nozaraina efa ho in-440. ce thales Ireto ambany ce thales ireto misy saripika enina avy amin'ny pejy Facebook “Tsy afaka ny ho ao tsara”, naverina navoaka rehefa nahazoana alàlana: 
Mpianatra iray mitàna soratra anaty fàfana eo anoloan'ny afisy iray. Mivaky toy izao ny soratra, “tsy ao tsara aho miaraka amin'ity demaokrasian'ny ce thales firenena izay mitambotsitra mihemo

No comments:

Post a Comment